Mpandray Anjara amin'ny Mozilla Support

Fampahalalan'ny Fanitsiana
  • ID an'ny fanitsiana: 256246
  • Noforonina:
  • Mpamorona: Sandy
  • Fanehoan-kevitra: fanatsarana lahan-teny
  • Notsaraina: Tsia
  • Vonona hadika: Tsia
Fiavian'ny Fanitsiana
Atin'ny Fanitsiana

Misaotra anao mamaky ireto teny ireto - Izay midika hoe ianao dia tia hanampy ny Mozilla Support. Mihoatra ny atsasakin'ny mpampiasa ny Firefox rehetra dia miteny fiteny hafa ankoatra ny teny Anglisy, ary izahay dia miankina amin'ny mpandray anjara toa anao mba hanomezana fanohanana ara-teknika ho an'ny olona rehetra maneran-tany.

Izahay dia faly foana mandray olona vaovao ato amin'ny vondrona. Azafady mba jereo kely ny lisitray list of available locales, ahitanao raha efa tafiditra ao anatin'ny fiteninao izahay. Raha mbola tsia kosa, dia mahafaly anay ny hiara-hiasa aminao mba hatafiditra izany ato amin'ny pejinay. Raha hitanao ao anatin'ilay lisitra ilay fiteninao, dia afaka micliky avy atrany ilay fiteny ianao ary ahita ny anaran'ireo mpitarika ny vondrona. Afaka mifandray amin'izy ireo ianao mianatra misimisy kokoa momban'ny fitadiavana lahatsoratra SUMO ho amin'ny fitenao.

Izaho te-hanampy. Inona no tokony ho ataoko ?

Voaloany:

  • Rehefa manana kaonty ianao, azafady mba jerevo ito l10n community forum ary ampahafantaro ny tenanao. Ny communauté dia afaka mamaly ny fanontanianao ary manampy anao amin'ny fanomboana.

Ahoana raha efa misy olona ao amin'ny fiteniko ?

Raha hitanao fa voatanisa ao amin'ny list of available locales Tokony mikaroka amin'ny anaran'ny Mpitarika ianao ary mandefa hafatra manokana mba hifandraisana aminy. Aza mody saro-kenatra ;) , ho faly izy ireo hihaino anao - ozy ny vazaha hoe "plus on est de fous, plus on rit" sa tsy zany ;) ?

Raha toa ka tsy mamaly afaka fotoana fohy izareo (afaka andro vitsyvitsy - mety mba lasa vakansy kosa ry zala na oe mba vizaka be fotsiny), manandrama mpitarika hafa na send a private message to Michał, izay afaka manampy anao manomboka.

Ahoana raha mbola tsy misy ny votoaty amin'ny fiteniko?

Raha mbola tsy misy amn'ity ny teny nao list of available locales, azafady araho ity send a private message to Michał ary ho hitan'areo miaraka izay tokony hatao momba izany.

Raha Misy fanontaniana? Mila fanampiana hafa moba izany ve ianao ? Azafady mba lazao anay amin'ny l10n forum.