Mila ny fanampianao izahay!
Ampiasan'ny olona maherin'ny 400 tapitrisa, ny Fanampiana Mozilla dia vokarin'ny mpilatsaka an-tsitrapo, ary tsy mbola nanan-danja tahaka ity. Eo no miditra an-tsehatra ianao.
Maninona no tokony hanampy aho?
Manampia mpampiasa an-tapitrisany hahazo ny tsara indrindra avy @ mpitety tranonkala ankafiziny indrindra. Ny fandraisanao anjara dia hahatakatra mpampiasa an-tapitrisany eran-tany, ary afaka manao izany avy eo ambony sezalava mampiadana anao ianao!